| UFN - FANAMBARANA |
|
|
|
| Écrit par La Rédaction | |
| 09-07-2007 | |
|
Faly miharahaba ny Vahoaka Malagasy sy ny Hery velona tia tanindrazana rehetra izahay tratry ny asaramanitra faha 47 niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara. Mankahery anareo hatrany izahay na dia tsapa sy iaraha-mahita aza ny fahoriana mianjady amin’ny tsirairay.
Satria tsy maintsy mitohy sy atrehina ny raharaham-pirenena, Ny UFN dia manao izao fanamarihana izao :
Izahay UFN dia mbola manamafy ary manao antso avo ho an’ny Vahoaka Malagasy sy ny Hery velona tia tanindrazana rehetra mba hijoro, hiray hina hiaro ny tombotsoam-bahoaka sy ny Firenena. Antananarivo faha 28 Jona 2007 Ny Filohan’ny Birao Mpandrindra Nasionaly UFN José Rakotomavo Bookmark
Email This
Hits: 1516 Commentaires
(0)
|
| < Précédent | Suivant > |
|---|
Articles édifiants et instructifs sur la face cachée de la "Haute Autorité de la Transition" : Ses conseillers occultes, l'idéologie qui anime le "clan" au pouvoir, manipulations et intimidations, déni de justice... A voir et à lire sur "LE JOURNAL LE DEMOCRATE".

| Madagascar : Feuille de route finale et définitive pour... Posté par : essay writing |
| RACISME, FIHAVANANA et PAUVRETE Posté par : val |
| Roland Ratsiraka, Norbert Ratsirahonana : Même combat ! Posté par : china wholesale |
| Portfolio : Pierrot Rajaoanarivelo élargit les bases du... Posté par : australe |
| Gazety MALAZA : Extrait Posté par : Rodin |
| Gazety MALAZA : Extrait Posté par : Rodin |
| Référendum constitutionnel : Le MDM demande le report d... Posté par : leroa |
| MAP : Stade suprême de la médiocratie Posté par : Rado |
| Pierrot Rajaonarivelo invité à la célébration du FISEHA... Posté par : Jarifa de mahajanga |
| Pierrot Rajaonarivelo invité à la célébration du FISEHA... Posté par : Bcount |
