• Narrow screen resolution
  • Wide screen resolution
Vous êtes ici : HOME arrow TRIBUNES arrow FEON-GAZETY : Lasa adala ve Ingahy Ravalomanana ?
FEON-GAZETY : Lasa adala ve Ingahy Ravalomanana ? Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
(29 votes)
Écrit par La Rédaction   
30-05-2008
Mihezaka izahay ato amin’ny “Madagasikara Soa” manome vaovao mikasika ny raharaha politika sy ara-tsosialy mitranga any Madagasikara. Maro amin’ny zavatra miseho any Madagasikara any no tsy mba sahin’ireo mpanao gazety izay manana tranokala aseho mihitsy noho ny hetraketry ny fitondrana amin’ireo izay sahy mitsikera azy, na noho ny firaisan’ny mpanao gazety sasantsasany tsikombakomba amin’ity fitondrana mpanabotry vahoaka ity.

Ny gazety sahala amin’ny “objectif Malaza” sy “Telonohorefy”, ohatra dia tena be mpamaky mihitsy, indrindra fa amin’ny teny Malagasy ny ankamaroan’ny lahatsoratra voasoratra ao. Saingy hita fa tsy dia ampy loatra ny entimanana ahafan-drizareo mivohy hatrany amin’ny tranokala ny vaovao misy ka lasa ireny gazety tsy sahy mamaky bantsilana ny tena zavamisy marina ireny no hany tonga any amin’ireo Malagasy maro an’isa izay monina aty ivelany.

Raha arak’ireto gazety Malagasy ireto dia mibaribary fa tena “leo” an’ity fitondrana jadon-Dravalomanana ity mihitsy ny vahoaka Malagasy. Ny fikambanana “Manaova Soa” an’ingahy Rakotomanan’Ingace, moa dia sahy milaza mihitsy fa hoe : “Marary saina ve ity Ravalomanana ity sa…?”, ny fikambanana “FJKM sampana laika” ao Antananarivo kosa moa dia vaky vava fa tokony hosolina mihitsy ity fitondrana ity fa tsy alehany. Hevitrin’ny maro an’isa ao Madagasikara ao ireto zavatra lazain’ny lahatsoratra etsy ambany ireto ka aroso amintsika eto mba ahafahan’ny tsirairay mamisavisa ny tena marina satria hita izany izao fa “ilaina” ary “haingana” ny fikaonan-dohan’ny rehetra hamaranana ity fitondrana jadona sy mamono vahoaka ity.



TELONOHOREFY-26/05/2008

MARARY SAINA VE NY PREZIDA RAVALOMANANA SA MIHANTSY NY VAHOAKA MALAGASY, SA … ?

Raha dinihana ny heloka vitan’Ingahy Ravalomanana nandritry ny 6 taona nitondrany ny firenena izay dia izany tokoa no fanontaniana tonga ao an-tsaina avy hatrany.

Rehefa miresaka ny dokotera maromaro, indrindra ireo “psychiatre” (dokotera mpitsabo ny marary saina) dia tena “paranoiaque” mihoatra lavitra noho Ingahy Ratsiraka Ingahy Ravalomanana.

Raha dinihina indray ny fomba fitondrany dia tena fihantsiam-bahoaka hanao korontana no tetehiny satria misy fetrany ny fandeferan’ny Vahoaka amin’ny fitondrana tsy rariny atao aminy araky ny efa niseho matetika teto ka nampidaraboka ny fitondrana nampahory Vahoaka.

Efa manindry mandry an’Ingahy Prezida angamba izany satria raha nihaino sy nijery azy nandrity ny famaranana ny fiofanan’ireo ben’ny Tanana TIM vendrana sy mpisolelaka ireo isika tamin’ny talata lasa teo dia nahatsapa fa toa lasa “anjely” tampoka teo ny Prezidà. Tsy nisy intsony ilay endrika mivindavinda sy toa mihantsy ady ireny. Fa eo ihany nefa ny fampanantenana poakaty hamitahana ny Vahoaka tso-po. Izany hoe sady marary saina fetsy lahy izy no mihantsy ny Vahoaka.

Fa hatramin’izay dia nahay nandrodana isika anefa tsy nahay nanagana satria tsy niomana ka ny fahavalontsika efa famantsilahy no nahapetraka hatrany eo amin’ny fitondrana ny olony.

Koa inona no hataontsika handresana izao fahantrana sy fahatratrarana aoriana izao ? Fa Tsy mety intsony ny miari-pery ary tsy ampy intsony ny mitsikera fotsiny.

“Amin’izany dia tsy maintsy itokisan’ny Vahoaka sy tohanany isika, fa tsy misy hery mahatohitra ny herim-bahoaka miray hina. Mijoroa fa lehilahy ! Fohazy ny hambom-po fa vehivavy ! Arodany ny mandan’I Jeriko ! Ento miakatra ity Firenena ity !”

“Ho an’ny mponin’Antananarivo ny arivo lahy, tsy maty indray andro !”

Koa “ANDAO ISIKA HIOMANA HANDRAY NY FITONDRANA”.

Antananarivo, faha-25 May 2008
Rakotomalala manan’ignace
Filohan’ny Manaovasoa


OBJECTIF MALAZA-26/05/2008

FANAMBARANA NATAON'NY KRITIANA LAIKA

Mbola tsy nisy teto amin’ny tantaran’ny Firenena Malagasy ny toe-java misy iainana amin’izao fotoana izao.

Rehefa nifanantona sy nikaon-doha ny kristiana laika tratr’antso teto Antananarivo dia manao izao antso manaraka izao.

  • Mitatao raho-mainty ny fiainam-pirenena ankehitriny,
  • Laharam-pahamehana ilain’ny vahoaka ho tanterahina tsy misy hatak’andro ny HAFATRA PENTEKOSTA natolotry ny Filoham-piangonana ao amin’ny FFKM, raha tsy hiteny afa-tsy ny tsy fisian’ny fandriampahalemana, fanafihana mitam-basy, fisondrom-bidim-piainana,
  • Niteraka HANTSANA lehibe teo amin’ny endri-pifandraisan’ny fiangonana Raiamandreny sy ny fitondram-panjakana ny valinkafatra nasetrin’ny Filoham-pirenena ny tolo-kevitry ny FFKM tamin’ny hafatra PENTEKOSTA iny.
  • Mila vahaolana maika izao toe-java misy izao satria tsy afaka hihaino ny hafa firehana sy ny Filoham-piangonana FFKM intsony ny Filoham-pirenena,
  • Alohalika ny ranom-bary ankehitriny. Latsaka an-kanterena ny fiainam-pirenena, koa tianay ny manambara fa ZAVA-KAFA NO ILAIN’NY VAHOAKA FA TSY IZAO ZAVA-MISY ANKEHITRINY IZAO.
  • Fitoniana sy fiaraha-monina mirindra no maha maika eo amin’ny fiainam-pirenena.


Mikoroso fahana sy mihamalemy ni fitondram-panjakana rehefa tsy misy ny fifandraisana marim-pototra eo aminy sy ireo hery samihafa (ara-toe-karena, ara-tsosialy, ara-politika, ara-pinoana). Mpitarika Firenena mendrika, mandala fifanajana sy fifampihainoana no fototry ny Fanjakana Raiamandreny, antoky ny firaisam-pirenena sy ny fampandrosoana iombonana.

Eto am-pamaranana dia mangataka amin’ny Filoham-piangonana FFKM Raiamandreny sy ny rantsana ao anatiny izahay mba hanome sehatra hifanantonan’ny tsara sitrapo rehetra, tsy anavahana firehan-kevitra sy finoana manerana ny NOSY. Tsy tokony hiainana ela izao mahazo ny fiainam-pirenena izao ka mila vahaolana maika.

Sonia maromaro

 

Pour ouvrir le document dans une nouvelle fenêtre, veuillez cliquer sur l'icône située après celle représentant une imprimante.

Hits: 1000
Commentaires (19)add
hevitra
Ecrit par jorery , 24 septembre, 2008
SOA ny hevitra aroson-dry zareo eto. Tena SOA: Soritr'Asa hoan'i Madagasikara.

Aza ory havanamanana tompoko.
'saotra.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Tout est là
Ecrit par Pancake , 24 septembre, 2008
Il faut vraiment être de mauvaise foi pour ne pas voir que les réponses à la question de toast sont explicitées en long et en large sur ce site. Tout y est, les propositions sous la forme d'un projet dense et détaillé, les différentes voies possibles à suivre pour mettre un terme à la dictature et introduire de nouvelles règles du jeu.

Ensuite, il faut évidemment la motivation qui va avec, la compréhension des problèmes et de leurs conséquences, l'ouverture d'esprit nécessaire à tout changement. Ce dernier point malheureusement dépend de chacun, de sa capacité à comprendre dans quel environnement il vit, de sa capacité à discerner ce qui est mal de ce qui est bien etc.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
...
Ecrit par toast , 24 septembre, 2008
Fa ho hoy aho, inona kay no mba heitra entinareo eto ankoatran'ny fanakianana ny fitondrana? miala tsiny aho fa namaky lahatsoratra maromaro tato fa toa fitsikerana sy fitsiponana ny latsaka fotsiny no hatao ato. Mety ve raha manome hevitra hanatsarana an'i Madagasikara? raha ny hevitro ho anareo dia mitabataba any @tany efitra ianareo mpitsikera satria tsy hisy vokany mihitsy izany.
Averiko indray: manomeza hevitra, sy ny fomba hanatanterahana izany.

Misaotra namaky.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
...
Ecrit par ravoky , 09 septembre, 2008
Message
ravoky
Invité






Ireny ny namantsika: minoa fotsiny ihany
Message Posté le: Mar Sep 09, 2008 06:39 Répondre en citant
Swaziland : Mswati III, ce roi qui fait honte à l’Afrique
Par Rabi Mitbkèta | L'observateur paalga | 08/09/2008 | 11H30

Les uns mangent… les autres regardent. C’est ainsi que naissent les révolutions. Le Swaziland, dernière monarchie absolue d’Afrique, n’échappe pas à cette règle. Au contraire !

Son souverain, Mswati III, est plus connu pour ses excès que pour ses qualités hypothétiques d’homme d’Etat. Ce jeune homme barbu, bien en chair et toujours ceint du pagne traditionnel, des plumes dans les cheveux et un collier de petites perles au cou, est un habitué des rubriques mondaines et de faits divers.

Dernier excès en date, la célébration, le week-end dernier, de son 40e anniversaire, couplé avec celui de l’indépendance. Pour l’occasion, 41 BMW ont été livrées au palais, tandis que 8 des 13 épouses royales faisaient leur shoping à Dubaï.

Comme il est désormais de coutume, les vierges ont dansé seins nus devant le roi. Elles étaient 50 000, histoire de marquer les festivités d’une pierre blanche.

Quelle débauche de moyens dans un pays très pauvre, frappé de plein fouet par la crise ! Le scandale est d’autant plus criant que deux tiers des sujets du roi vivent sous le seuil de pauvreté. Selon le Programme alimentaire mondial (PAM), près d’un tiers des Swazis ont besoin d’une aide alimentaire.

Et, comme un malheur n’arrive pas seul, le royaume vient de détrôner le Botswana au premier rang des pays les plus touchés par le sida, avec 40% de personnes infectées.

C’est sur cette vallée de larmes que prétend régner le monarque fantasque, entouré de ses courtisans et de son harem, d’un autre âge. Une verrue sur le visage d’une Afrique en pleine mutation, en quête de bien-être pour ses fils et filles.

Décidément, ce roi fait honte à l’Afrique et l’on comprend aisément qu’un vent de révolte ait quelque peu perturbé la fête. Les uns mangent, les autres regardent


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Manan'Ignace sy ny vendrana retra
Ecrit par feuxauxculs , 25 juillet, 2008
Ny anay de zao fotsiny, mitenena daolo zao adala sy hendry zao alo, ireo miseho pahay politika sy nahavita fenarana ambony de ambony, de tte façon miseho mahay sy mahavita azy daolo refa tsy mahazo seza, de mivovo toy ny chien de salon aty am sisiny, nefa refa hanatonana mitsaoka matanjaka. Mety ny mandroso hevitra, nefa aoka mba mifanaja am teny apesaina sao hanenenana, milaza lalandava ny tsy mataotra fonja, hay aveo mitomany sy mody marary. Koa arosoy ny hevitra, ary aoka samy hifanaja, fa ny filoha sy ny momba azy tsy mbola nanao vava ratsy nanao anzao sy zao oan panohitra...


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +1
Les fameuses routes, fiertés de RaT8
Ecrit par Fanja , 03 juin, 2008
Ceux qui justifient le maintien de Bouffon 1er par ses actions concrètes voient aujourd'hui la perfidie de cet homme. Tout est "osika", car sous la chaussée il n'y a que de la poussière. Preuve à l'appui? Lisez donc cet article de L'Express:

Antanimena
Arabe nihotsaka namela lavaka be
Nihotsaka ny arabe eo Antanimena. Lavaka lalina no hita eny amin'izao fotoana izao, ka mila mitandrina ny mpamily.


Vokatry ny fihotsahan’ny arabe no nahatonga ity lavaka ity.
Misy lavaka be, eo amin' ny 60 santimetatra savaivo eo ary misy halalina any amin'ny 90 santimetatra any, amin'izao fotoana izao amin'ny araben'Antanimena. Izany hoe miala kely ny sampanana eo amin'ny Foibe ara-tsaina amerikana ka hamonjy ny sampanana hihazo an'i Soarano, amin'iny làlana Rainibetsimisaraka iny.
Ho loza indray koa no hanjo ny mpamily fiara izay miraparapa ka mandeha mafy raha mizotra amin'io làlana io, satria tsy tazana mihitsy ilay lavaka raha tsy efa akaiky. Tsy misy zavatra mipetraka hamantarana azy, ahafahana miala izany eo an-toerana. Somary anaty lempona kely izay rahateo ihany koa moa no misy an'ilay lavaka, raha oharina amin'ny hahavon'ny arabe.
Atahorana hihitatra
Raha ny fahitàna an'ity lavaka ity dia vokatry ny fihotsahan'ny arabe no nahatonga azy. Azo heverina, araka izany, fa malemy ihany koa ny manodidina azy. Mody lavaka kely eo amin'ny 60 santimetatra eo mantsy no refin'ilay vavalavaka hita ety amboniny, fa ny ao anatiny ao rehefa jerena mangotana ihany. Ka raha sanatria misy ny vesatra mafy avy eo amboniny dia hihitatra izany.
«Tamin'iny faran'ny herinandro teo iny no nipoiran'io lavaka be io. Tsy hitanay izay antony nahatonga azy satria izahay tsy niasa tamin'io fotoana io», hoy ireo mpiasa eny amin'ny manodidina an'ity arabe ity. Omaly maraina izy ireo, raha ny fanazavany, vao gaga nahita izany.
Hitombo ihany ny fahasimban'ny làlana eto an-drenivohitra raha izao no mitohy.

Nirina Rakotoson
Date : 03-06-2008






rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: -1
Pour compléter notre information.
Ecrit par Parany , 02 juin, 2008
Le livre de Marie-France HIRIGOYEN que l'on trouve en livre de poche, donne des détails sur le fonctionnement au quotidien des individus narcissiques et pervers. Ce livre date de quelques années mais son contenu permet de décoder rapidement les personnes à éviter.

Titre: LE HARCELEMENT MORAL, la violence perverse au quotidien.

J'avais lu ce livre avec intérêt il y a une dizaine d'année, mais il m'arrive encore de le feuilleter de temps à autre. Par contre je n'ai pas pensé à son application dans le domaine politique. On aurait pu éviter le pire en 2002.




rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Un psychopathe dans la maison?
Ecrit par Matahotra , 01 juin, 2008
Il va falloir vérifier dans nos relations!

Je cite Cyril: Mais apprenez tout de même à les détecter, de crainte que l’un d’eux ne s’immisce dans votre existence et ne la saccage...




rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Adala va ity filohanareo?
Ecrit par Fanja , 01 juin, 2008
Je veux bien admettre le côté psychopathe de l'individu, sa perversité ...

Mais à quoi cela nous sert-il de mettre Bouffon 1er sur un divan? quelle utilité politique lorsque notre finalité est de mettre fin à son règne, de le condamner ensuite à rembourser ce qu'il a volé au peuple malgache?

A chaque élection de Président de la République, faudrait-il désormais constituer un dossier psychiatrique ou faire subir un test?

Sarko, Mitterand et De Gaulle auraient pu souffrir du même mal. Est-ce que cela aurait empêché la France d'avancer?

Je n'ai aucune envie de contredire gratuitement Cyrille, même si Mada Soa constitue avant tout une plate forme de débat démocratique.


Fou ou sage, lorsque la cupidité prend les gens par la gorge on aura toujours des scénarios du type Ravalo et Ratsiraka.

Les analyses comportementales sont intéressantes pour compléter les études systémiques mais ne suffisent pas à guider des actions politiques.

Je me répète sans doute mais je vais encore redire ici que se cache derrière Ravalo tout un clan. Je parle de ceux qui depuis la nuit des temps détiennent les pouvoirs économiques, sociaux et politiques à Madagascar. Ils font et détruisent les régimes. Avec Bouffon 1er ils ont eu une sacrée surprise évidemment (ah! ah!).

Pour sortir de cet archaïsme socio-économique et retirer des gains de la mondialisation il faudrait plutôt remodeler nos institutions pour casser à jamais ce clan, pour que plus jamais à Madagascar un Bouffon ne règne sans partage et puisse subventionner ses entreprises en prétextant des effets bénéfiques pour le peuple.

Il serait aussi temps de produire un projet de société clair et une Constitution démocratique pour garantir la séparation des pouvoirs et la supériorité de l'intérêt national sur celle de l'oligarchie merina.




rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Inona ny atao
Ecrit par tamatave , 01 juin, 2008
On a beaucoup parler aux irrégularités et agissements de Rat 8 sur la conduite des affaires nationales à Madagascar; ainsi que sur la légalité et la légitimité de la mise en place d'une transition , pour éviter les pires , mais le pouvoir actuel est sourd . Je pense que la mise en place de la transition ne se fait sur table ou en paroles , il faut un acte violent ou une guerre si nécessaire . Rien ne peut pas résister à une force de la population , unissons nous pour renverser cet pouvoir tribaliste qui nous vend aux multinationales ( Sherritt et ses associés; QMM et autres ...... )


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +1
Le dénominateur commun ...
Ecrit par Cyril , 01 juin, 2008
La réponse à votre question se trouve dans l'introduction du portrait robot d'un psychopathe posté plus bas :

... Les noms qui nous viennent spontanément à l’esprit, à l’évocation du mot «psychopathe», sont ceux de Michel Fourniret, Marc Dutroux ou Guy Georges. En réalité, la psychopathie est un trouble du comportement relativement répandu (environ 1 % de la population) et fort heureusement, rares sont les psychopathes qui basculent dans le crime. La majorité d’entre eux vivent des vies normales. On peut en croiser dans tous les secteurs de la société. Mais apprenez tout de même à les détecter, de crainte que l’un d’eux ne s’immisce dans votre existence et ne la saccage...

Conclusion, ceux qui se laissent séduire et se laissent prendre au piège n'en sortent généralement pas indemne. Voyez donc les effets dévastateurs sur certains fanatiques complètement à la masse, orbitant dans un univers qui marche sur la tête, heureux de s'épancher dans leur propre dégueuli, se nourrissant comme de véritables boulimiques compulsifs des aneries à répétition de leur gourou ravalomanana. Ceux qui ont assisté à la conférence au FIAP en savent quelque chose avec les délires de l'autre pauvre tache et sa tentative d'argumentation sorti tout droit du caniveau à propos des concerts de bodo et du taux d'affluence (à voir dans les morceaux choisis de l'article qui en parle sur ce même site).

Cependant, même si ceux la sont déjà pas mal dans leur genre, il y a plus dangereux encore en la personne de "ratefy" alias RATRIMONIMERINA, l'auteur de valin-kitsaka. Ses objectifs morbides n'ont rien à envier à un certain hitler et son mein kampf. Celui la, s'il en avait les moyens, il basculerait volontiers dans le crime et l'élimination de masse, d'ailleurs son ouvrage en donne tous les procédés, de l'extermination de certaines ethnies jusqu'à la préservation de la pureté d'une autre.

Malheureusement, je ne l'ai pas inventé, mais il vous suffit de découvrir le dénominateur commun entre ravalomanana, les fanatiques et ratefy et vous comprendrez que chacun à leur niveau, ils auto alimentent leur comportement psychopathe.

S'agissant des experts, ils ne sont là que parce qu'il y a des fortunes faciles à se faire, peu importe pour eux s'ils travaillent pour un fou ou un illuminé, ils vous diront que l'argent n'a pas d'odeur. Il en est de même pour les multinationales, tous autant qu'ils sont, ils sont attirés par l'odeur de mort qui plane sur Madagascar, c'est d'ailleurs à cela qu'on reconnait les charognards qu'ils sont.

A partir de là, la boucle est bouclée et vous savez ce qu'il vous reste à faire : Fuir ou vous battre pour sauver votre pays et vos compatriotes qui se trouvent sous la domination de ces malades mentaux.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Supposons que Le Rat c'est tout cela!
Ecrit par Fanja , 31 mai, 2008
Je vous fais quand même remarquer que le dictateur est entouré d'une équipe d'experts. Ainsi que ces derniers présentent aussi les mêmes symptômes?

Les gens d'un parti politique, que ma mère m'a défendue de nommer ici, sont-ils frappés (tous) de ce même mal?

Je pose des questions car je suis un tout petit peu intriguée par votre analyse.

La question fondamentale: à l'arsenic? au revolver? tangena ?


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Ravalomanana est un psychopathe dangereux, part.3
Ecrit par Cyril , 31 mai, 2008
La paranoïa : les psychopathes ont tendance à penser que tout le monde possède le même profil psychologique qu’eux. Si jamais on leur demande des comptes, ils crieront au complot. Ils ont souvent des tendances paranoïaques, pensent qu’on veut leur « faire la peau » ou qu’on leur a « baisé la gueule ». Ils n’ont aucun mal à imaginer que les autres commettent toutes sortes d’ignominies, car c’est ainsi qu’eux-mêmes se comportent. L’humanité est une confrérie de requins selon eux. Les psychologues disent qu’ils « projettent » sur autrui leurs propres dispositions psychologiques. Ils possèdent une connaissance intuitive du vice qui leur permet de voir le mal partout et notamment dans le bien. A leurs yeux, une amitié sincère devient du « copinage », du « piston », des « arrangements ». Ils peuvent se transformer en inquisiteurs féroces. Beaucoup de gens se font avoir et pensent qu’une personne qui dénonce avec virulence l’amoralité d’autrui est nécessairement exemplaire.

L’appétit de pouvoir : les psychopathes sont des « control freak ». Ils éprouvent le besoin de contrôler les gens qui gravitent autour d’eux et qu’ils perçoivent comme des objets ou des robots rats dont la seule fonction serait de subvenir à leurs besoins (psychologiques, matériels, sexuels). Ils sont dominateurs. Certains deviennent de parfaits tyrans domestiques. Ils occupent fréquemment des postes à responsabilité dans leur vie active. Ils s’entourent d’adjoints dociles et traquent tous ceux qui peuvent leur faire de l’ombre.

Ils connaissent la langue, mais pas la musique : le spectre émotionnel des psychopathes est pauvre. Ils apprennent tout au long de leur vie à simuler ces émotions qu’ils ne ressentent pas, notamment toutes celles qui relèvent de l’empathie et du sens moral : l’amour, l’attachement, la compassion, la honte, la tristesse, la dépression. On a souvent remarqué à leur propos qu’ils connaissent la langue, mais pas la musique. Les émotions qu’ils expriment sont parfois fausses. Ils ont tendance à en faire trop, leur style est grandiloquent, ampoulé, fleuri, pompier, truffé de métaphores. Il manque de sincérité. Les psychopathes manifestent leurs émotions à la manière d’adolescents sur MSN, en multipliant les points d’exclamation ou les smileys. Ils donnent l’impression d’une certaine immaturité émotionnelle.

Un style théâtral : les psychopathes ont tendance à en faire trop également sur le plan de la gestuelle. Ils ont un petit côté théâtral et parlent avec les mains, leur corps. Ils multiplient les mimiques, lèvent les yeux au plafond pour vous faire comprendre que vos propos sont stupides, ils soupirent, haussent des épaules, etc. Ils peuvent faire intrusion dans votre espace intime, vous toucher alors que vous les connaissez à peine. Ils outrepassent les étapes traditionnelles de l’amitié qui s’ébauche en s’efforçant de vous faire croire - trop vite - que vous êtes déjà les meilleurs amis du monde.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Ravalomanana est un psychopathe dangereux, part.2
Ecrit par Cyril , 31 mai, 2008
Gestion virtuose de leur image : ils se comportent différemment selon les personnes à qui ils ont affaire. De sorte que certains les trouveront admirables, alors que d’autres auront perçu l’envers de la médaille : les mensonges, les manipulations, l’arrogance. Ils peuvent aussi se comporter très différemment en public et en privé, si bien qu’on a l’impression d’avoir affaire à un Dr Jekyll et Mr Hyde. Les psychopathes sont des communicants instinctifs. Ils ont un talent naturel pour donner d’eux-mêmes une image très flatteuse. Ils se font valoir pour le travail et les réalisations de leurs collègues ; ils bidonnent leur CV ; ils arrangent leur histoire ; ils traquent férocement tous ceux qui dans leur entourage ont compris à qui ils avaient réellement affaire et seraient susceptibles de faire tomber le masque.

La labilité logique : les psychopathes ont tendance à multiplier les erreurs de raisonnements. Ils accordent trop d’importance à certains faits, en minimisent d’autre. Leur esprit d’analyse, très sélectif, ne détecte que ce qui les arrange. Leur mémoire fonctionne de la même manière. Il leur arrive de se contredire dans une même phrase. Ils font des promesses qu’ils oublient peu de temps après. Ils commettent des lapsus, interprètent mal une situation. Tout cela pour vous manipuler. Après coup, ils vous diront qu’il s’agissait d’un « malentendu ».

Prise de risque : les psychopathes ont tendance à s’ennuyer et prennent plus de risques que les autres. Ils sont irresponsables et ont, semble-t-il, du mal à envisager toutes les conséquences de leurs actes. Ils ont fréquemment des trajectoires météoritiques. Du jour au lendemain, tout s’effondre comme un château de cartes. Parce que le psychopathe vit dans une bulle de présent. Il préfère jouir d’une gloire éphémère.

Absence de remords : ils ne ressentent jamais aucuns remords. Ils n’assument pas leurs responsabilités. Ils rejettent systématiquement la faute sur des boucs-émissaires. Ils essaient de culpabiliser les autres et de se faire passer pour de pauvres victimes. Ils minimisent les dommages qu’ils ont commis.

L’agressivité : les psychopathes sont toujours très agressifs et très combatifs. Ils ont aisément recours à des menaces. Ils conçoivent la vie comme une succession de combats avec, à chaque fois, un vainqueur et un vaincu. Ils sont déterminés à faire ce qu’il faut pour sortir vainqueur. Certains ont un tempérament explosif et peuvent en venir aux mains aisément. Ils abusent des procédures juridiques. Ils passent leur temps à dénigrer, à critiquer, à dévaloriser pour alimenter leur soi grandiose. Ce qu’ils font est exceptionnel ; ce que les autres font est banal.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Ravalomanana est un psychopathe dangereux, part.1
Ecrit par Cyril , 31 mai, 2008
Le représentant de Manaovasoa n'a pas complètement tort et il n'est certainement pas le seul à s'être fait avoir par Ravalomanana, qui en plus d'être un parano est surtout et avant tout un psychopathe.

Voyez donc le portrait robot du psychopathe réalisé par Robert Hare, spécialiste de cette pathologie :

Portrait robot du psychopathe

Les noms qui nous viennent spontanément à l’esprit, à l’évocation du mot «psychopathe», sont ceux de Michel Fourniret, Marc Dutroux ou Guy Georges. En réalité, la psychopathie est un trouble du comportement relativement répandu (environ 1 % de la population) et fort heureusement, rares sont les psychopathes qui basculent dans le crime. La majorité d’entre eux vivent des vies normales. On peut en croiser dans tous les secteurs de la société. Mais apprenez tout de même à les détecter, de crainte que l’un d’eux ne s’immisce dans votre existence et ne la saccage...

Robert Hare est le grand spécialiste mondial de la psychopathie. Il a consacré sa vie à la définition de ce trouble du comportement qui prend la forme d’un syndrome de traits psychologiques. Les psychopathes possèdent généralement la plupart des caractéristiques suivantes :

De beaux-parleurs : ils sont souvent très doués à l’oral, d’autant qu’ils ne ressentent pas d’anxiété ou d’appréhension à parler en public. Ils ont réponse à tout et sont capables de moucher les meilleurs orateurs. Bagout extraordinaire, tchatche exceptionnelle, faconde hors-norme. Méfiance.

Charme, charisme, aura : les psychopathes sont souvent charismatiques. Certains se transforment en gourous dans des sectes. On leur prête naturellement des qualités de meneurs d’homme. Ce sont de grands séducteurs. Si vous les intéressez (parce que vous avez de l’argent, du pouvoir, du prestige), ils parviendront à gagner votre confiance.

Narcissisme : les psychopathes sont toujours très arrogants, mais certains parviennent à dissimuler ce trait de personnalité déplaisant sous une fausse modestie. Ils ont une vision grandiose de leur propre importance. Ils ont l’impression d’être des surhommes, des individus à part, des bienfaiteurs, des sauveurs. Ils se perçoivent comme le soleil de la scène sociale. Leurs démarches, toujours intéressées, seront souvent présentées comme des faveurs. Dans leur esprit, tout leur est dû car ils sont exceptionnels ; par conséquent, ils se servent. On parle souvent de leur « mégalomanie » ou de leur « égocentrisme ».

Absence d’empathie : les psychopathes sont abominablement dépourvus d’empathie. Ils n’ont pas de sentiments pour les autres : ni amour, ni amitié, ni compassion. Parfois, ils font même preuve de sadisme. Beaucoup mettent en scène, de manière théâtrale, leur empathie. Ils s’efforcent de se faire passer pour ce qu’ils ne sont pas : des personnes sensibles avec un cœur grand comme ça.

Manipulateurs hors-pair : il existe de multiples manières de manipuler autrui. Les psychopathes possèdent un répertoire de techniques de manipulation particulièrement riche. Ils mentent avec un aplomb déconcertant ; ils peuvent vous culpabiliser en évoquant des obligations familiales ou professionnelles ; ils ont recours à des expressions-cadenas pour vous obliger à penser comme eux. Par exemple : « Quiconque pense le contraire est hypocrite ». Ils adoptent fréquemment une tonalité docte et se posent en dépositaires du savoir absolu. Ils tiennent des propos ambigus qui visent à vous faire comprendre leur pensée sans avoir à la formuler explicitement, pour éviter de se mouiller, etc.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Rabeta
Ecrit par Gore , 31 mai, 2008
Marina io voalazan'i Rabeta io. Niaraka tamindratsiraka tamin'ny famonoana ny kung Fu, nanohana andravalomanana tamin'ny 2002 ary an'isany izay nidradradra tamin'izany fotoana izany.
Izao indray mitsipaka andravalomanana.
Mila mailo marina isika. Hisaorana kosa i madagasikara soa mampita ny vaovao satria na dia olona tsy dia mazava loatra ity Manan'ignace ity dia porofo izany izao fa efa mandositra ny sambo ny voalavo.
Ireo voalazan'ny kristianina laika io, ary na io volazan'ingahy maman'ignace io, dia mbola mitovy amin'izay takian'i Otrikafo, ny mpanao politika izay manana firehikevitra mazava ary koa mifanaraka amin'ny hetahetam-bahoaka sy ny rafitra tetezamita izay takian'i CRN.
Ireo fironan'ny hevitry ny maro amin'ny teboka anakiray: Fialandravalomanana, no tena manan-danja amin'ireto lahatsoratra etsy ambony.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
adalave i Ravalomanana
Ecrit par rabeta , 31 mai, 2008
Aza hadinoina fa io Rakotomalala Manan'Ignace io no nanao sonia an'ilay didy nahafahan'i Ratsirana nanao vono moka ny Kung fu.
Manandrana manadio tena foana io lehilahy tsy valahara io.
Tsy azo atokisana daholo akory ny tsy tia an-dRavalomanan koa aoka isika ho mailo sao voafitaka indray.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
...
Ecrit par rabeta , 31 mai, 2008
Aza hadinoina fa io Rakotomalala Manan'Ignace io no nanao sonia ny didy nahafahan'i Ratsiraka namono ny kung-fu.Manandrana manadio tena foana ialy tsy vanona sy fadiran'ovana io.
Ty azo atokisana daholo akory izay tsy tia an-dRavalomanana. oa aoka iasika hitandrina sy ho milo.


rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Il n'est pas fou, il est malhonnête, sans scrupule et d'une cupidité jamais égalée.
Ecrit par Ramahatra Martine , 31 mai, 2008
Bouffon 1er doit assurer ses responsabilités devant ses victimes. Le peuple malgache affamé par la cupidité de leur Chef d'Etat et tétanisé par sa violence ne peut pas accepter la thèse finale de la folie.

Cet homme dont la cupidité n'a d'égale que sa malhonnête et sa violence n'est pas fou. Ne lui donnons aucune possibilité d'échapper au verdict populaire.

Le Rat n'éprouve aucune compassion pour son peuple et profite de toutes les occasions pour s'enrichir de manière éhontée.

Il décide par exemple de subventionner son entreprise avec l'argent de l'Etat, dans le but paraît-il de réduire les prix pour aider les ménages les plus nécessiteux. Mais de qui se moque-t-on? Tiko n'est pas une entreprise publique à ma connaissance.

En 2002, il avait décrété l'amnistie fiscale au profit de ses entreprises, rappelons aussi la période des détaxes à l'importation. Trop c'est trop!

Face à ces agissements malhonnêtes, les deux extraits de journaux (et la majorité des malgaches) réclament une solution d'urgence et le départ de Bouffon 1er. Toutefois Le Rat s'accroche, il ne partira pas de lui même. Il faut le faire partir.

Madagasikara Soa a soutenu depuis longtemps la mise en place d'une transition pacifique, celle-ci est à mon avis la seule sortie valable pour arrêter la descente aux enfers. En 2002, le pays s'est déchiré, pour éviter que l'histoire ne se répète, surtout quand elle est douloureuse, admettons la proposition sage du Président Zafy Albert.




rapporter un abus
voter contre
voter pour
Votes: +0
Ecrivez un commentaire
quote
bold
italicize
underline
strike
url
image
quote
quote
diminuer | agrandir

security image
Entrez les caractères affichés


busy



Partager l'information :
Digg!Reddit!Del.icio.us!Facebook!Slashdot!Netscape!Technorati!StumbleUpon!Newsvine!Furl!Yahoo!Ma.gnolia!Free social bookmarking plugins and extensions for Joomla! websites!
 
< Précédent   Suivant >

Madagascar societe d'avenir

Projet de société Soa

Un Projet de société pour et avec les Malgaches.
[Consulter et télécharger]

Interagir ...

FORUM

Syndication

Tribunes populaires

  • Gazety MALAZA : Extrait
    Prévisualiser | Lire la suite...
    n°327, du 1er au 4 juin 2007

    Kardinaly sy ny Villa 450 tapitrisa : « Manala baraka ny katôlika ny kardinaly Gaetan »

  • Soritr'Asa Hoan'i Madagasikara - Madagascar Société d'Avenir
    Prévisualiser | Lire la suite...
    Projet de société Soa
    MADAGASCAR
    Société d'Avenir
    L’heure est venue de proposer une base de réflexion commune à l’attention de l’ensemble des partis de l’opposition malgache.
    Nous livrons à l’opinion publique un Projet de société permettant enfin d’avancer vers une société plus juste, plus solidaire et plus soucieuse du développement économique et social de Madagascar.
  • La Dette odieuse et le cas Marc Ravalomanana
    Prévisualiser | Lire la suite...
    Couverture de la Dette odieuse
    Dossier de la Dette odieuse
    Pour contrecarrer l’obscurantisme érigé en modèle de gouvernance par le régime de Marc Ravalomanana, nous nous devons d’informer nos concitoyens, sur les multiples dangers auxquels les dirigeants actuels et leurs partisans zélés exposent Madagascar et sa population.
  • RAFITRA TETEZAMITA : Miha-mahazo vahana hatrany
    Prévisualiser | Lire la suite...
    Ho an’ireo izay maharaka tsara ny fizotrin’ny raharaham-pirenena ao Madagasikara dia hita tsara ary miha mazava izao ny mampitombina hatrany ny fitakian’ny CRN ( komity ho an’I Fihavanam-pirenena ) ny fametrahana ny rafitra Teteza-mita ara-demokratika ( Transition démocratique ) mba hitsaharan’ny tetika maloto aroson’ny fitondrana ankehitriny, izay za-dratsy amin’ny fanapotehana ny firenena, tahaka ny jadona izany ary indrindra ny fivarotana ny Tanindrazana amin’ny vahiny. Io rafitra Tetezamita io no hany vaha olana ahafan’I Madagasikara miroso haingana kokoa amin’ny rafitra tena demokratika ahafahany mamerina ny hasin’ny andrim-panjakana rehetra izay antokin’ny repoblika manan-kaja no sady koa ahafahan’ny Malagasy tsirairay tsy vaky volo mandray anjara mavitrika amin’ny fampandrosona ny Firenena.
  • ZAFY Albert interpelle vigoureusement Marc Ravalomanana
    Prévisualiser | Lire la suite...
    ZAFY Albert, Président d’honneur du CRN (Comité de Réconciliation Nationale) interpelle vigoureusement Marc Ravalomanana dans une déclaration qui lui est personnellement adressé.
Logo Tribunes

Aujourd'hui

Vendredi, 5 Decembre 2008
08:17:33

Declaration

Info

ZAFY Albert, Président d’honneur du CRN (Comité de Réconciliation Nationale) interpelle vigoureusement Marc Ravalomanana dans une déclaration qui lui est personnellement adressé.
Tous les thèmes de la gouvernance piteuse de celui qui se prétendait être le « messie incarné » y sont abordés, et plus encore …
.
[Ecouter et consulter la transcription]

Commentaires récents

Pris la main dans le sac, Daewoo et la ploutocratie rég...
Posté par : Jarifa de mahajanga
Et voilà que la gazette de la grande ile confirme...
Pris la main dans le sac, Daewoo et la ploutocratie rég...
Posté par : Alain
Autre probleme crutial aussi, l'actuel lobby à ma...
Dialogue présidentiel : Une opération marketing sans le...
Posté par : Colere
Merci Fanja. Assidu aussi. donc cela fait trois.
Dialogue présidentiel : Une opération marketing sans le...
Posté par : Fanja
Vous avez oublié le site ASSIDU!
Dialogue présidentiel : Une opération marketing sans le...
Posté par : Colere
Ce n'est pas normal que parmi tous les sites malga...
Dialogue présidentiel : Une opération marketing sans le...
Posté par : Jarifa de mahajanga
Je suis d'accord sur ce que Fanja dit. Mais j'y ra...
Dialogue présidentiel : Une opération marketing sans le...
Posté par : Fanja
Quand je lis les journaux malgaches je suis très ...
Pris la main dans le sac, Daewoo et la ploutocratie rég...
Posté par : jarifa de mahajanga
C'est vrai que "démissionner" en cas d'echec flag...
Fonds souverain norvégien, Rio Tinto et Marc Ravalomana...
Posté par : jarifa de mahajanga
Le régime entonne de chants de cygne. Rien d'éto...
Pris la main dans le sac, Daewoo et la ploutocratie rég...
Posté par : ioary
Si les gouvernants devaient démissionner chaque f...
Logo Soa